MAMAKY BAIBOLY ISAN'ANDRO VE IANAO ?

Fizarana sy fampianarana ho anao androany.
Fantatrao ve fa :
20% ny Kristiana ihany no mamaky Baiboly isan'andro
80% tsy mamaky Baiboly isan'andro , fa mahalana
Iza amin'ireo ianao ?
Zaraina aminao ato anati'ny 𝗳𝗮𝗻𝗱𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻𝗮 𝗙𝗔𝗡𝗧𝗔𝗥𝗢 𝗡𝗬 𝗠𝗔𝗥𝗜𝗡𝗔 iarahana amin'ny mpanompon'Andriamanitra 𝗔𝗡𝗗𝗥𝗜𝗡𝗜𝗥𝗜𝗡𝗔 𝗙𝗲𝗻𝗼𝗵𝗮𝘀𝗶𝗻𝗮 ny torohevitra sy antony tokony hamakiana Baiboly isan'andro
Hahafantaranao ihany koa hoe fa maninona ianao no tsy mazoto mamaky Baiboly ary tena hanova ny fiainanao
Araho ary ny fandaharana !
Partager sur
Liste d'autre video
20 pourcent des chrétiens lisent leur bible par jo...
📖 Partage et enseignement du jour Le saviez-vous ? 🔹 Seulement 20...
I KOTOBELOHA SY FARAFATSORA ARY FITIAVANA
Koto Beloha, Fara Fatsora et Fitiavana : trois personnages aux parcour...
FIADANANA NO EFA VOAOMAN'ANDRIAMANITRA HO ANAO
C’est le plan que Dieu a déjà préparé pour toi. Qui ne désire pas viv...