I KOTOBELOHA SY FARAFATSORA ARY FITIAVANA

I KOTO BELOHA SY FARA FATSORA ARY FITIAVANA 1
SARY MIAINA KRISTIANA MALAGASY ETO AMIN'NY MCTV
Arahinao ato anatin'ity sary miaina ity ny fiandohan'ny tantaran'i Koto Beloha sy Fara Fatsora ary Fitiavana , zanak'olona samihafa hita eny amin'ny fiaraha-moinina misy antsika eny .
Araka ny tenin'Andriamanitra hoe « Indro, efa mitsangana eo am-baravarana Aho ka mandòndòna; raha misy mihaino ny feoko ka mamoha ny varavarana, dia hiditra ao aminy Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy amiko. » Apo 3:20
Misy anefa ireo mampiditra an’i Jesosy eo amin’ny tokatranony ka miova avy hatrany ny fiainany , misy kosa ireo mandà ka dia tafalatsaka amin’ny fandrik’i satana, ka mety ho potika hatramin’ny taranaka.
Araho tsara ary ity Dessin Animé 100% Malagasy , fa hanova fiainan’olona maro , zarao amin’ireo namanao .
Partager sur
Liste d'autre video
FIADANANA NO EFA VOAOMAN'ANDRIAMANITRA HO ANAO
C’est le plan que Dieu a déjà préparé pour toi. Qui ne désire pas viv...
FIAINANA AO ANATIN' NY TENIN'ANDRIAMANITRA
Tu cherches la vraie vie ? Tu rêves d’une vie en abondance ? Cette émi...
BANDE ANNONCE : i KOTOBELOHA sy FARA FATSORA ary F...
📅 Ce mercredi 30 juillet, ne manque pas le nouvel épisode de Sary Miai...