Pasteur Ndriana RAZANAMAHERY au nouveau studio de MCTV

Araho ato anatin ity fandaharana ity ny fitsidiana ny MCTV niarahana tamin'ny pasteur Ndriana RAZANAMAHERY izay mpiandraikitra ny fandaharana Vavaka ho anao.
Andao mbola hiaraka handroso , hihahery hatrany ao anatin'ny fandaharana fa hampahery sy hampandresy anao miaraka amin'i Jesosy Kristy izany.
Raha manana antom-bavaka manokana ianao dia aza misalasala mizara izany ao anaty MP fa horaisin'ny mpanompon'Andriamanitra an-tanana.
Ny https://mctv.mg/ dia mamerina hatrany ny fisaorana amin'ny Pasteur Ndriana RAZANAMAHERY
#JESOSY_KRISTY_TOMPO_SY_ANDRIAMANITRA
#Vavaka_ho_anao #emission #MCTV
Partager sur
Liste d'autre video
FANALAHIDY MANASITRANA FIRENENA
🔑 La Clé qui Guérit une Nation C’est un temps de prière pour notre ...
VAVAKA HO AN'NY TOKANTRANO
Dans le nouvel épisode de "VAVAKA ho ANAO" avec le pasteur Ndriana RAZ...
FANALAHIDY MANASITRANA FIRENENA
Dans le nouvel épisode de "VAVAKA ho ANAO" avec le pasteur Ndriana Raz...