KRISTIANA MAFANA IANAO SA MANGATSIAKA ?
Fotoana hahatongavan-tsaina , handihin-tena izao
Kristiana mafana ianao sa mangatsiaka , sa ianao ilay matimaty ?
Tena an'Andriamanitra 100% ve ianao ? Sao ianao ilay mbola manao "double-vie" ?
Hazavaina sy ho hampahafantarina anao daholo ny mahakasika an'izay androany ato anatin'ny fandaharana FANTARO NY MARINA iarahana amin'ny mpanompon'Andriamanitra Fenohasina ANDRINIRINA
Hampandroso anao ity fizarana androany ity ary hanoro anao ny fomba hahatongavanao ho Kristiana mafana.
Partager sur
Liste d'autre video
INONA MARINA NY ATAO HOE PASKA ?
La Pâque est l’une des célébrations les plus importantes pour les chré...
AZO ATAO VE NY MIVAVAKA AMIN'NY ANJELY ?
Les anges font partie des créatures de Dieu… Mais devons-nous leur ad...
ESORY NY SAMPY
Un message direct et puissant adressé aux chrétiens en ce début d’anné...




