FIAINAM-PANANGANANA SY FIAINAM-BONINAHITRA
"Potika sy rava fiainana rehefa mivavaka" - TSY MARINA!
Ao amin’i Jesosy Kristy dia misy fiainam-baovao efa miandry anao — fiainana fananganana sy fiainam-boninahitra izay tsara lavitra noho izay very. 🌅
Ato anatin’ny fandaharana FIAINAM-BAOVAO miaraka amin’ny mpanompon’Andriamanitra Pasteur Tojo RANAIVOARIMANA, dia ho hitanao ny fomba hahafahanao miarina sy miaina indray amin’ny hery sy ny voninahitr’Andriamanitra.
📖 Tonga izao ny fotoananao hiainana ny fiainana vaovao natokana ho anao.
#fiainam_pananganana #fiainam_boninahitra #fiainambaovao #tojoranaivoarimanana #mctv
Partager sur
Liste d'autre video
TANDREMO NY TOE-TSAINA MORA KIVY
Dans la vie, tout passe… Mais abandonner ne doit jamais être une opti...
TOE TSAINA FENO FANETRE-TENA
Il existe une attitude essentielle à adopter pour entrer pleinement da...
TOE-TSAINA MISISIKA
TOE-TSAINA MISISIKA




