DAVIDA SY GOLIATA, FINOANA MANDRESY TAHOTRA ( FILM COMPLET )
Araka ny nampanantenana anao dia indro ary ny Sary Miaina Kristiana Malagasy :
Davida sy Goliata
Finoana Mandresy Tahotra
🎥 Tantaran’i Davida sy Goliata nalaina tao amin’ny Baiboly 1Samoela 17
Ahitanao ny tantaran’i Davida fony izy niandry ondry,
Davida niady tamin’ny Liona sy ny Bera ,
Davida nosoran’i Samoela ho mpanjaka,
Ary izy nandresy an’i Goliata.
Dessin animé mampitombo finoana, mampientanentana , mampianatra fahendrena ho an’ny ankizy ❤️😉
Nontotosain’ny MCTV, Madagascar Christian TV (https://mctv.mg)
Zarao amin’ireo namanao 😊
Marihina fa tsy azo atao fitadiavam-bola.
Partager sur
Liste d'autre video
MATIKAMBO
Un nouveau Déssin animé chrétien malgache produit par MCTV. Une his...
Matikambo: Sary Miaina Kristiana Malagasy ( Bande ...
✨ Suite de la présentation du nouveau Sary Miaina Malagasy : MATIKAMBO...
Matikambo: Sary Miaina Kristiana Malagasy ( Bande ...
Un nouveau contenu qui reflète la réalité quotidienne des jeunes d’auj...



